Actualités

Rozette Lucienne Im-pito niteraka, kambana ny roa


  • Alarobia 28 Desambra 2016

Harena tokoa ny zaza ho an’i Soavindrazana Rozette Lucienne, vehivavy 40 taona, mponina avy any Ambohimalaza,

kaominina ambanivohitra ao anatin’ny distrikan’i Sambava. Im-pito niteraka izy ary kambana mirahavavy ny farany. Teraka ny 26 desambra 2016 tamin’ny 4 ora maraina ireto farany. Tonga nanolotra fanomezana ho an’ireo zaza menavava, miaraka amin’ireo efatra hafa teraka ny andro Krismasy tao amin’ny hopitaly Besopaka ny vadin’ny solombavambahoaka voafidy tao Sambava Behavana Harivonjy na Zoky Vonjy.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

Hijery ny tohiny
FTT