Actualités

Rotsak’orana teto Antananarivo Tondraka indray ny tanàna


  • Alakamisy 23 Martsa 2023

Tondraka indray ny tanànan’Antananarivo nandritr’iny rotsak’orana teto Antananarivo tao anatin’ny ora iray latsaka kely teo iny omaly.

Behoririka, Soanierana hatrany Tsimbazaza sy ireo toerana hafa maro efa mahazatra tato ho ato, tsy nisy izay tsy tratra. Tranga tokana azo lazaina ho miabo rehefa anaty fotoana toy izao angamba dia ny hoe mba mahita fanampim-pivelomana azo atao indray aloha ireo tovolahy sy lehilahy mbola matanjaka sasany eto amin’ny tanàna, indrindra, fa eny amin’ireny faritra iva. Avoaka indray aloha ny lakana fa miakatra ny rano eny amin’ny torapasik’I Besarety sy ny farihin’I Behoririka, hoy ny vazivazy zaritenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT