RN 1

Lehilahy iray tratra ny nitondra rongony 3,3kg


  • Alatsinainy 24 Febroary 2025

no saron'ny tobim-paritry ny zandarimaria misahana ny fifamoivoizana tamin’iny lalam-pirenena voalohany na RN1,

eo amin’ny PK 24, eo Beronono, fokontanin’Amboara, kaominina andrenivohitr’Imerintsiatosika, distrikan’Arivonimamo iny, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Lehilahy iray 35 taona monina any amin'ny kaominina Anosibe Ifanja, distrikan’i Miarinarivo no tratra nitondra ity entana ity, hoy ny fanazavàna. Nokasaina hamidy an-tsenan'i Analavory izany. Notanana hatao famotorana ny lehilahy. Nogiazana ny entana. Ho atolotra ny fitsarana ny raharaha, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT