Actualités

RIVO-DOZA HONDE 8 no maty, 88 naratra, 990.000 traboina


  • Alarobia 05 Martsa 2025

Olona 8 no namoy ny ainy, iray tsy hita popoka, 88 isa naratra mafy raha 990.000 kosa ireo traboina.

Io no takaitra mavesatra navelan’ilay rivo-doza Honde tany amin'ny Faritra Atsimon'ny Nosy. Distrika miisa 18 manerana ireo faritra 5 no tena voa mafy, raha araka ny vaovao azo. Ankoatra ireo dia tanimbary 6.000 hektara ihany dibo-drano miampy ireo sekoly maro potika. Ho an’ny Kaominina Beloha, distrikan’i Beloha dia fantatra fa mbola dibo-drano tanteraka ny ao an-tampon-tanana hatramin’ny omaly Talata 04 Martsa. Tokantrano 3.700 isa no lasibatra vokatr’izany ahitana traboina mihoatra ny 10 000 isa.
Pati
Legende : Tahaka izao ny fomba namonjena ireo traboina tao Morondava vokatry ny fiakaran’ny ranomamy sy ny ranomasina an-tanety !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT