Rindrim-bato teny Antsakambahiny

Nihotsaka vokatry ny andro ratsy


  • Alakamisy 04 Janoary 2024

Nihotsaka vokatry ny andro ratsy, raha ny fampitam-baovao voaray omaly,

ny rindrim-bato sady arofanin’ny lalana teny Atsakambahiny, Ambohibao Antehiroka, eny. Ho averina arafina arafitra manontolo ny rava, raha ny nambaran’ny tompony. Difi-janahary na izany aza, hoy ny fitenenana, satria tsy nisy ny aina nafoy na entana simba na teo aza izany. Tena mba miangavy re tompoko, hoy kosa ny nanatri-maso, izao dia mba hamafiso sy hamarino daholo ny rarivato any aminareo any fa rehefa mianjera izy ity dia tsy ianareo irery no voa mafy fa ny manodidina lasibatra avokoa.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT