Resaka hosoka sy fampiasana

hosoka tao amin’ny JIRAMA


  • Alatsinainy 04 Martsa 2024

Isan’ny nadoboka am-ponja ny filohan’ny RNDC, Ralita

Tomponandraikitry ny Jiro sy rano malagasy na JIRAMA miisa 18 no niakatra teo anivon’ny PAC na sampan-draharaha miady amin’ny kolikoly ny zoma teo. Nidoboka am-ponja eny Antanimora ny 3 amin’izy ireo, hoy ny fampitam-baovao voaray, ka mpikamban’ny filankevim-pitantanana eo anivon’ity orinasa ity ny 2. Ny solontenan’ny mpanjifa eo anivon’izay filankevim-pitantanana izay, sady filohan’ny fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa na RNDC, Rabenitsara Lita na Ralita, moa no iray tamin’ireo nadoboka am-ponja ireo. Resaka hosoka sy fampiasana hosoka kosa no voalaza fa anton’izany fampidirana am-ponja izany, raha ny voalaza hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT