Actualités

RANON’ORANA ETO AN-DRENIVOHITRA Mbola hitohy hatramin’ny anio Alarobia


  • Alarobia 09 Aogositra 2023

Mbola hitohy anio Alarobia 09 Aogositra ny ranon’orana eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Vokatr’ilay alizay mivoatra izay mandrafitra ny toetr’andro eto amin’ny Faritra Analamanga no mahatonga izany raha araka ny fanazavan’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby. Betsaka mantsy ireo velom-panontaniana omaly toy ny hoe : fa efa tafiditra ao anatin’ny fotoam-pahavaratra sahady ve isika eto Madagasikara ? Nanambara moa ny teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro fa mety arahina hatsiaka toy ny mahazatra izany ka tokony samy hitondra fitafiana mifandraika amin’izany ny rehetra. Zava-dehibe rahateo ny fiarovana sy ny fitandroana ny fahasalamana, indrindra amin’izao hasarotan’ny fiainana izay efa tena mampikaikaika ny maro izao.
Pati
Legende : Mbola ho avy ny orana anio no sady hangatsiaka !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT