Ranon’Ikopa

Zazalahy kely iray no maty an-drano


  • Talata 16 Janoary 2024

Zazalahy kely iray no hita maty an-drano teny amin’ny ranon'Ikopa omaly,

anelanelan’Ampasika sy Anosipatrana, eo amin’nyfanariana fako, raha ny fampitam-baovao voaray. Mbola tsy teo ny fianakaviany, raha ny voalaza, fa hoe miasa ireo ray aman-dreniny. Efa tafakatry ny mpamonjy voina teny an-tanety ny razana. Mipetraka ao Andavamamba ity zazalahy kely ity, raha ny filazan’ireo mponina hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT