Actualités

Ramatoa noheverina fa maty Nipoitra tampoka, razan’olon-kafa no voalevina…


  • Alakamisy 02 Febroary 2023

Tranga tsy dia fandre sy tsy fahita firy ny niseho tao Ambaniavaratra eny amin’ny Kaominina Alakamisy Fenoarivo omaly.

Ramatoa iray heverin’ny havany fa efa maty any am-pasana mantsy no hita velon’aina soa aman-tsara omaly, hany ka nisahotaka ny rehetra hoe: inona ity? Raha ny ambangovangony, voalaza fa nisy fotoana tsy hita matetika ity ramatoa ity. Nahare feo ny fianakaviana fa hoe hita ny fatiny ka nanatona tany amin'ny tranom-paty na “morgue”, ary efa nandevina mihintsy aza, ary voalaza fa efa simba ny razana tamin'izay. Omaly anefa dia tonga indray ilay ramatoa, izany hoe: faty hafa izany ilay voalevina fa izy ity nipoitra ity indray, fa noho ny tsy fahitana azy, izay nifanandrify tamin’ny fisiana fatin’olona efa simba dia noheverina fa ho izy. Tranga tsy dia fahita firy, ary any anatin’ny tantara an’onjam-peo no hahenoana tahaka izany matetika.
Nangonin’I Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT