Actualités

Ramamonjisoa Benjamin Nodimandry teo amin’ny faha-80 taonany


  • Alakamisy 02 Jolay 2020

Nodimandry omaly alarobia 1 jolay 2020, teo amin’ny amin’ny faha-80 taonany i Ramamonjisoa Benjamin. Lohon’i Madagasikara tamin’ny antoko Tiako i Madagasikara izy ny taona 2003 ka hatramin’ny 2007.

 



 Solombavam-bahoka tamin’ny anaran’io antoko io ny taona 2007 ka hatramin’ny taona 2009, ary mpikambana CST ny taona 2011- 2013. Hiala ao Manandona By-pass Antananarivo anio Alakamisy tolakandro ny nofo mangatsiakany, eny ihany ny toerana handevenana azy.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT