RAKOTOMALALA BODO SAHOLY

Hifampitadiavana noho ny resaka fisolokiana


  • Alakamisy 22 Mey 2025

Vehivavy iray 56 taona no sady tsara tarehy fantatra amin’ny anarana hoe :

Rakotomalala Bodo Saholy no hifampitadiavana fatratra amin’izao fotoana izao. Manan-draharaha eo anivon'ny Polisim-pirenena noho ny resaka fisolokiana izy hoy ny vaovao. Tao Ambatondrazaka izy no teraka ary mbola tao Andranomely Ambatondrazaka ihany koa no toerana nahitana azy farany. Mampahatsiahy hatrany moa ny Polisim-pirenena no sady manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba mpanome vaovao. Raisina no mpiray tsikombakomba kosa izay tratra miray tendro aminy na manafina azy manoloana izao resaka fisolokiana hanenjehana azy izao.
Nangonin’i Pati
Legende : Tsy mifidy taona sy hatsaran-tarehy ny asa fisolokiana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT