Actualités

Raharivoatra Claude Mbola marefo ny sendika malagasy


  • Talata 28 Jolay 2015

Mbola marefo dia marefo ireo sendika malagasy raha ny fahitako azy,hoy Atoa Raharivoatra Claude filoha am-perisan’ny sendika Sempama eto Madagasikara ary efa misitraka ny asa

 

maha-mpanolontsainan’ny Praiminisitra Ravelonarivo Jean azy eny Mahazoarivo Ankehitriny. Mbola eo dia eo tokoa ny Sempama ankehitriny fa tsy lasa mankaiza akory. Na dia tsy manao politika aza izahay amin’ny maha-sendika anay dia malalaka kosa ny mpikambana tsirairay avy amin’ny fironana tiany harahina. Porofon’izany dia maro amin’ireo mpikambana ankehitriny no miditra any amin’ny antoko politika na fikambanana maro samihafa any ka azo ambara fa manana kandidà ben’ny tanàna sy mpanolontsain’ny tanana maro any amin’ny misy azy any avy ny sendika Sempama.

Ntsoaviina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT