Actualités

Raharaha zava-mahadomelina - Nosy Be Nahazo fahafahana vonjimaika ilay vazaha vavy


  • Alarobia 25 Jona 2014

Pilina miisa 5 350 izay zava-mahadomelina antsoina hoe RIVOTRIL no tratra teny amina mpandeha iray, vehivavy teratany renioney saika hiondrana atsy amin’ny nosy La Réunion, niala tao amin’ny seranam-piaramanidina Nosy Be ny Alahady 22 jona 2014 lasa teo.

 Rehefa nandalo teo anoloan’ny fitaovana fisavana ireo mpandeha ny tenany dia nandefa famantarana ilay fitaovana fa misy zavatra miafina any amin’ity vehivavy ity. Natao ny fisavana azy ka hita tany aminy ireo zava-mahadomelina ireo. Natolotra ny fitsarana tany Nosy Be  ny tenany omaly talata ka nahazo fahafahana vonjimaika.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT