Raharaha tany iray ao Port bergé

Manafatra ny depioten’i Mahajanga tsy hitsabatsabaka ireo mponina


  • Zoma 12 Janoary 2024

Tany iray ao Port bergé antsoina hoe Antsambalaha no voalaza

fa bodoina olon-tsotra iray ao an-toerana ary ialokalofany ambadiky ny fahafantarany ny depioten’i Mahajanga, hoy ireo mitokona milaza ho tena tompon’izany tany izany amin’izao fotoana izao. Tany niasa foana ity tany misy anay ity, hoy ireo mponina. Miantoka voly sy fanafody fa mampiasa anay ireo milaza ho tompon’ny tany. Fantatray ny tantaran’ity toerana ity, hoy hatrany ireo mponina, ary tsy io olona mitonona ho tompony amin’izao fotoana io mihitsy no tokony hiady ny tany fa izahay tena taranaka taty aoriana. Manafatra ny depioten’i Mahajanga koa tsy hitsabatsabaka amin’ity raharaha ity, hoy izy ireo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT