Actualités

Rabarilala Rado “Mbola hanao fanambarana ny mpiasan’ny Air Madagascar”


  • Alakamisy 09 Jolay 2015

Manoloana ny nifidianana ireo mpikambana vaovao ao amin’ny filankevi-pitantanan’ny Air Madagascar dia nanambara atoa Rabarilala Rado fa hivory ny mpiasa ary hamoaka fanambarana amin’ny fomba ofisialy mikasika ny hevitr’izy ireo

 

. Nantitranterin’ity mpitondra tenin’ny mpiasan’ny Air Madagascar ity fa ny fametrahana rafitra mateza tena hampandroso ny orinasa no tanjona ka rafitra tsy azon’iza  ovana intsony. Tsy ilaina ny fanenjehana olona, hoy Rabarilala Rado, omaly, tetsy amin’ny Mon Goûter Andrefan’Ambohijanahary fa ny tanjona tokony hotratrarina dia ny fanomezana fahaleovantena ara-pitantanana ny Air Madagascar ka tsy hiankin-doha amin’ny fanampiana ny fampandehanana azy.

Andry Ratovo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT