PROFETY MANADALA VEHIVAVY

Mpovavaka maro niarahany, ifampitadiavana izy


  • Alatsinainy 10 Jona 2024

Mbola tsy hita hatramin’ny omaly hariva fotoana nanoratanay ilay lehilahy iray voalaza ho Profety

ao amina fiangonana zandriny iray ao Toamasina ao rehefa nifampitadiavana. Tafakatra 08 mantsy hatreto ny fitoriana miandry azy io noho ny fanadalany vehivavy. Tapitra haripany sy teteziny avokoa ireo vehivavy ao amin’ilay fiangonana tantanany hoy hatrany ny vaovao. Eny akaikin'ny Région 11/47 moa no misy ity mpitarika Fiangonana mpandripaka vehivavy ity, hoy hatrany ny vaovao azo omaly hariva. Samy tsy hanaiky moa ireo mpitory. Misy ireo vehivavy tenany ihany raha misy koa ireo vadin’ny sasany na olon-tiany.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay profety !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT