Actualités

Port Bergé Misavorovoro taorian’ny fanakanana ny «Festival Black Eyes»


  • Alarobia 16 Jolay 2014

Miakatra ny feo ao Port Bergé taorian’ny nanakanan’ny Kaominina tsy hampiasana ny “podium” ao Bazar Be

hanatanterahana ny «Festival Black Eyes». Fanapahan-kevitry ny mpanatanteraka samirery io fa tsy nakana ny fankatoavan’ny mpanolotsaina, hoy ny raiamandreny iray tao an-tanàna. Nalaina tamin’ny anaran’ny voamaina mampalaza an’i Boriziny, dia ny lojy mainty maso ity festival ity, ka teraka ny «Festival Black Eyes».

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT