Actualités

Port-Bergé Feno trakta mandrahona ny mpiavy


  • Alakamisy 17 Jolay 2014

Miparitaka ao an-tanŕnan’i Port-Bergé hatry ny omaly ny trakta mandrahona ireo mpiavy. Tondroin’ny mpanoratra tsy mitonona anarana hozarain’ny Ben’ny tanŕna

amin’ny vahiny ny tany amin’ny «zone verte» ka «mila mandray andraikitra ny zanatany». Velon’ahiahy ireo mpila ravinahitra ao an-toerana, izay saika mpivarotra ny ankamaroany manoloana io taratasy miparitaka io, izay raisin’izy ireo ho fandrahonana mpiavy. Voakasik’izany ny Ben’ny tanàna Port-Bergé izay efa valovotaka ao ihany koa. Misy koa milaza fa misy ifandraisany amin’ny fandraran’ny Kaominina ny tsy hampiasana ny «podium» ao Bazar Be hanaovana «Festival black eyes» ity fielezan’ny trakta ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT