Actualités

Port-Bergé Ambohipihaon’ny mpandraharaha madinika


  • Sabotsy 19 Jolay 2014

Lasa renivohitra ara-toekarena i Port-Bergé. Tanterahina ao an-toerana nanomboka omaly ny “Foara Ankolagny”

Andiany faharoa izy ity, ary haharitra telo andro hanehoan’ireo mpandraharaha madinika ny vokany. Ny Antenimieran’ny Varotra sy ny indostria ao Sofia no mikarakara ary tohanan’ny tetikasa PROSPERER. Distrika efatra ao Sofia, iasan’ity tetikasa ity no vosolotena mandray anjara mampiranty ny vokany amin’ity foara ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT