Actualités

Pont FITIM Mahajanga Taksibrosy nitondra marary tra-doza, mpandeha 18 naratra mafy


  • Talata 08 Jolay 2014

Teny amin’ny sisin-dalana no nifatratra ity taksibrosy nitondra mpandeha 18 avy any Bealanana ity ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy teo

Raha ny fitantaran’ireo nahita ny fandehan’ny loza dia nandeha mafy ilay fiara fitateram-bahoaka raha niditra io tetezana teny amin’ny FITIM io ka izay no nitarika ny loza. Nitondra marary entina hotsaboina ao Mahajanga anefa ity fiarakodia niharam-boina ity. Potika tanteraka ny lohan’ilay fiara ary naratra avokoa ireo mpandeha 18 tao anatiny. Voalaza hatrany fa nihoatra ny isan’ireo mpandeha nentin’ilay fiara. Tsaboina eny amin’ny hopitaly Androva ireo mpandeha naratra ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT