Actualités

Polytech Vontovorona Sarotra tanterahana ny fitakiana


  • Sabotsy 19 Jolay 2014

Ny fitakian’ny mpianatra hampakatra 100% ny vatsim-pianarana tsy nahazo fahafahampo, ny fianarana tapaka nandritra ny herinandro

Nisy mpianatra very fananana sy vola. Fatiantoka ny an’ny sekoly sy ny mpianatry ny Polyteknika. Ny taom-pianarana anefa efa voafetra hatrany ampanombohana ny hanatanterahana ny fandaharam-pianarana. Tsy hanonitra ny herinandro very indray ny sekoly. Ny mpianatra anefa etsy an-kilany manizingizina ny hanohy hatrany hetsika ataon’izy ireo raha tsy mbola mahazo valiny ny fitakiana ; fangatahana izay sarotra ny hanatanteraka azy raha ny fanazavan’ny minisitry ny fitantanam-bola sy ny tetibola, Razafindranovona Jean.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT