Actualités

Polisy nikasi-tanana olona tao sambava


  • Alakamisy 25 Mey 2023

Niaiky ny tompon’andraikitra fa nihoa-pefy izy ireo

Niaiky ireo tompon’andraikitra sy manampahefana ao Sambava omaly fa tena nihoa-pefy tokoa ireo polisy nikasi-tanana olona tany an-toerana ny Alahady lasa teo. Raha tsiahivina kely dia lehilahy vitsivitsy no naratra vokatr’izany ka mbola manaraka fitsaboana ankehitriny. Polisin’ny FIP izy ireo hoy ny vaovao izay nandamina korontana tao amina toeram-pisotroana iray. Nisy ny tsy fahafehezana herin-tsandry vokatr’izany raha somary efa niakatra rahateo ny maripana nateraky ny fisotrosotroana. Nisy tamin’ireo polisy koa no naratra noho izany. Efa misokatra moa ny fanadihadiana mikasika izay tena antony nahatonga ity fifamonoana tao anaty bara ity. Somary mifamahofaho be rahateo ny vaovao mifandraika amin’izany.
Pati
Legende : Santionany tamin’ireo naratra nandritra ny fifamonoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT