Actualités

Polisy hamonjy fahoriana Maty an-dranomasina tao Soalary Atsimo-Toliara


  • Talata 30 Jona 2015

Polisy iray AP2 (tsipika telo) miasa ao Toliara, manan-janaka roa, monina ao Tsimenatse I-Ouest, namonjy fahoriana tany amin’ny kaominina ambanivohitry Soalary-Sud, 28 km atsimon’ny tanànan’i

 

Toliara, no maty an-dranomasina, ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy tamin’ny 2 ora maraina, ary mbola tsy hita faty hatramin’izao, raha ny fampitam-baovao farany azo. Raha ny fanazavana avy amin’ireo niaraka lakana taminy, dia nisamboaravoara be ny ranomasina tamin’io fotoana io, noho ny haratsin’ny andro. Noho ny fanavotana nataon’ity mpitandro filaminana ity ireo olona niisa dimy niray lakana taminy no namoizany ny ainy.

 

Eric R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT