Actualités

Polisim-pirenena Manentana mialohan’ny hanasaziana


  • Alarobia 22 Aprily 2020

Mba hisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina COVID-19 sy ho fampiharana ny fepetra fanaovana aro tava dia manohy ny fanentanana eny anivon’ny faritra ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena. Anjaran’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano

 

 

omaly no nanaovan’izy ireo ny hetsika ka sady nanentana ireo olona nandeha dia an-tongotra tsy nanao aron-tava izy ireo no nizara ihany koa. Ho an’ireo izay tsy nanana dia nomen’izy ireo vao afaka nanohy ny diany. Tsiahivina moa fa tsy azo ekena intsony ny olona tsy manao aro tava manomboka amin’ny alatsinainy ho avy izao. Izany indrindra no nanaovan’ny polisy fanentanana mialohan’ny hampiharan’izy ireo ny lalàna.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT