PHO RESTO

Namokatra sy mivarotra Hamburger matsiro


  • Alakamisy 27 Febroary 2025

Namaly ny hetahetan'ny mpanjifany ny Pho Resto. Ela no niandrasan'ny maro ny mba hisin'ny

hamburger ao amin'ity toeram-pisakafoana iray malaza eto Antananarivo ity ka dia notanterahan'izy ireo izany fanirin'ny mpankafy izany. Hamburger, na irony mofo mifampisarona misy sesika "steak sy fromage" irony, izay no sakafo vaovao hatolotry ny Pho Resto, sakafo matsiro hanampy ny lisitr'ireo sakafo efa nahafantarana azy hatramin'izay. Anisan'ny sakafo tena malaza tokoa ny hamburger ankehitriny na eto an-toerana izany na any ivelany. Sakafo mety ho an'ny sokajin-taona rehetra fa indrindra tsy mifidy toetr'andro hihinanana azy ny hamburger, fa mety foana na andro mangatsiaka, na andro manorana na andro mafana. Ho azonao jifaina manomboka ny Alakamisy izao ity "Hamburger ity" ary ho hitanao eny amin'ny ireo toerana misy Pho resto rehetra. Misy ihany koa anefa ny service de livraison ho an'ireo tsy afaka ny hanantona noho ny antony maro. Laharana ahazoana azy ireo ny : 033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
Pati
Legende : Tahaka izao ny Hamburger matsiron’ny Pho Resto !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanorenana ny
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

fandriampahalemana

  • Depiote Naivo Raholdina
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Voasambotry ny mpitandro ny filaminana…

  • Fanelezana vaovao
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

tsy marina, heloka an’habaka

  • Livasoa Randriatahinamalala
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

"Depiote miteny aho fa tsy depiote mihinana"

  • FAHALALAN'NY ASA
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

FANAOVAN-GAZETY

  • ZAVA-PISOTRO
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

MAMPATANJAKA VAOVAO

Hijery ny tohiny
FTT