PHO RESTO

Mankalaza ny tsingerin-taona faha-6 taonany


  • Alatsinainy 20 Oktobra 2025

Feno 6 taona izay no nisokafan'ny pho Resto,

toeram-pisakafoana iray malaza eto Antananarivo. Raha tsiahivina dia ny taona 2019, volana Oktobra no nanokatra ny varavarany ny pho resto Bel'Air, nanaraka azy tao ny pho resto Ampasamadinika sy Ankorondrano ny taona 2020, ary ny pho resto Ivato sy Bypass ny taona 2021. Ity toeram-pisankafoana ity izay fantatra amin'ny spécialités ao aminy ity dia ny soupe pho vietnamienne izany. Izay koa moa no niaigan'ny anarany. Maherin'ny 70 any kosa ny sakafo hita anaty MENU, izay samy manana ny tsiro mampiavaka azy avokoa, toy ny steak du chef, henankisoa sy amalona, ny tagliatelle à la carbonara, sy ny maro hafa. Ho fanamarihana ny fankalazana miaraka amin'ireo mpanjifa dia hisy fanomezana hozaraina amin'izay rehetra tonga ao amin'ny Pho Resto rehetra androany Alatsinainy 20 Oktobra. Ary maimaim-poana ihany koa ny livraison mandritry ity herinandro ity.
Pati
Légende : Vonona ny hanome ny tsara indrindra ho an'ny mpanjifany ny Pho Resto !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT