PHO RESTO Ankorondrano

Miala any ny « Barbecue Grill »


  • Zoma 21 Jona 2024

Mikaroka hatrany ny hevitra hanomezana fahafam-po ny mpanjifa ny PHO Resto,

ka misy ny tolotra vaovao ao anatin’izao vanim-potoan’ny fetim-pirenena ho avy izao. Hanomboka ny alatsinainy 24 jona ho avy iza eny amin’ny PHO Resto Ankorondrano ny Barbecue Grill. Tolotra natao ho an’ireo rehetra tia misakafo kitonotono miaraka amin’ny fianakaviana, namana na ny mpiara-miasa. Trano fisakafoanana anisan’ny efa manana ny mha izy azy eto Antananarivo ny PHO Resto ary manana mpahandro sy mpiara-miasa matotra manolotra zavatra tsara sy mafilotra hatrany. Kitonotono miavaka no hitranga eny Ankorondrano manomboka ny 24 jona io, azo atao tsara ao anatin’ny vaninadro fety. Sady mialavoly no afapo tsara amin’ny sakafo no mankalaza ny fetin’ny fahaleovantena.
Nangonin’i RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT