Actualités

Peace Corps Madagascar 23 mianadahy indray no tonga omaly


  • Zoma 17 Febroary 2023

Eto Madagasikara hatramin’ny omaly ireo mpilatsaka an-tsitrapo 23 mianadahy avy amin’ny Peace Corps Madagascar.

Hiatrika fiofanana momba ny teny sy ny kolontsaina mandritra ny 12 herinandro izy ireo mialohan’ny hiparitahany any amin’ny toerana hanatanterahany ny asany avy, hoy ny fampitam-baovao. Asa izay haharitra 2 taona ary hiompana amin'ny fampiroboroboana ny fahasalaman'ny reny sy ny zaza. Isany koa ny fanohanana ireo tetikasa momba ny rano sy ny fahadiovana ary ny fidiovana, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT