PASITERA NANADALA VEHIVAVY MPINO

Any am-ponja 12 volana, mandoa onitra 16 tapitrisa Ar


  • Alakamisy 25 Jolay 2024

Voasazy 12 volana an-trano maizina ary mandoa onitra 16 tapitrisa Ar ilay Pasitera

avy amin’ny fiangonana zandriny iray tao Toamasina voalaza ho niaraka tamin’ny vehivavy mpino maromaro tao aminy. Raha tsiahivina tokoa mantsy dia nahatratra 8 ireo vehivavy nitory ity Pasitera ity ka ny sasany tamin’izy ireo voatery niray ara-nofo taminy mihitsy fa izay hono no mahavaha ilay olana. Telo volana teo ho eo raha kely ny sazy efa voafehan’ity Pastera ity izany hoe : mbola misy ambiny 8 volanabe izao. Ankoatra izay dia mbola miandry azy koa ny onibe voalaza etsy ambony. Tsiahivina moa fa ambonimbony kokoa ny sazy mahazo ireo olona heverina ho Raiamandreny maodely tahaka itony nefa mivadika amin’ireo mpianany na ny ondriny tahaka izao.
Pati
Legende : Mitonontena ho bogosy ity Pastera ity dia nandripaka ireo mpino vehivavy tao aminy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT