Actualités

Paositra money special covid-19 Maimaimpoana ny fakana sy fandefasana vola


  • Alakamisy 16 Aprily 2020

Tsy misy sarany avokoa ny fametraham-bola, ny fakana vola sy ny fandefasana vola mandritry ny 35 andro amin’ny alalan’ny “Paositra money special covid-19”,

 

 

 

 

 

hoy ny Minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra (MPTDN) Andriamanohisoa Ramaherijaona. Tolotra nanomboka omaly 15 Aprily hatramin'ny 31 mey io. Natao mba ho fanampiana ny vahoaka Malagasy amin'izao fihatrehana ny ady amin'ny tsimokaretina coronavirus izao. Ny taratasy fanamarinana toy ny karam-panodrom-pirenena, ny pasipaoro ary ny karatra maha miaramila no ilaina raha hampiasa io tolotra io .

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT