Actualités

Orange-BOA Madagascar : mikatsaka hatrany ny tombontsoan’ireo mpanjifa


  • Alakamisy 07 Aogositra 2014

Mpirahalahy mianala manomboka izao ny Orange Madagascar sy ny Bank Of Africa Madagascar.

Vita omaly teny Analakely mantsy ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ireto orinasa roa mikatsaka hatrany ny tombontsoan’ireo mpanjifa an-tapitrisany manerana an’i Madagasikara.  Anton’ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny an-daniny sy an-kilany ny fanomezana fahafaham-po amin’ny lafiny fifanakalozana ara-barotra ho an’ireo mpanjifa ny sehatry ny fifandraisan-davitra sy ny fikirakirana ara-bola. Ankoatra ny fihenam-bidy mandritra ny fikirakirana ireo karazana fifanakalozana marobe ataon’ny mpanjifan’ireo orinasa roa mpiara-miombon’antoka ireo dia tsy ho sahirana ary tsy voatery handeha lavitra intsony ireo sokajin’olona mampiasa ireo tolotra vokarin’ireto orinasam-pifandraisan-davitra sy ny orinasa fitehirizam-bola hita manerana ny nosy ireto.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT