Actualités

Oniversiten’i Mahajanga Tsipahin’ireo mpandraharaha ny fampiharana ny «Tondrozotra»


  • Alatsinainy 14 Jolay 2014

Lavin’ireo mpandraharaha sy ny sendikan’ny mpiasan’ny oniversite Mahajanga tsotra izao ny hampiharana ny tondrozotra izay nofaritan’ny minisiteran’ny fampianarana ambony, ....

heverina fa lalana tokana amin’ny famahana ny olana eo anivon’ny anjerimanontolo. Voalazan’izy ireo fa tombontsoan’ny mpianatra ny 50% izay voarakitra ao anatin’io tondrozotra io ary tsy eken’izy ireo ihany koa ny fanalana ireo tompon’andraikitra sasany amin’ny toerany. Hametraka korontana eto Mahajanga io tondrozotra io, hoy ny mpitondra tenin’izy ireo.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT