Actualités

Oniversiten’Antananarivo Saropiaro amin’ny “franchise universitaire”


  • Sabotsy 19 Jolay 2014

Niala tamin’ny fahanginany ny mpitantana ny oniversiten’Antananarivo manoloana ny raharaha Vontovorona tamin’ity herinandro ity.

Manameloka ny fidirana ny faritry ny oniversite tsy nahazoana alalana ny mpitantana ny oniversiten’Antananarivo. Nampahatsiahy ny Emmo-Reg izy ireo fa misy ny “franchise universitaire” ary lalàna no mamaritra izany ka tokony hohajaina mba tsy hampisavorovoro. Nahitsy ny mpitantana fa tsy naharay velively fangatahana amin’ny hamelana ny fidiranan’ny Emmo-Reg hisambotra mpianatra teny amin’ny politeknika Vontovorona izy ireo ny 17 jolay teo, ka manohitra ireny fihetsika ireny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT