Actualités

Oniversite Mahajanga Mandrahona hidina an-dalambe ny mpianatra


  • Alatsinainy 16 Jona 2014

Tantara mitohy ny fitakian’ny mpianatra ao amin’ny oniveriten’i Mahajanga.

Omaly alahady dia nilaza ireo mpianatra fa hidina an-dalambe indray izy ireo mialoha ny fetin’ny 26 jona izao. Noho ny tsindry hazo lena ataon’ny mpitantana ny oniversite sy ny tsy fandraisan’ny minisitera mpiahy azy ireo ny andraikiny no antony, araka ny fanazavana nentin’ny mpitondra tenin’ireo mpianatra. Voalazan’ireto farany fa mitavozavoza loatra ny minisitera amin’ny fandraisana andraikitra satria dia efa valo volana izay ity raharaha ity fa tsy misy mangirana hatramin’izao. Nilaza ireo tompon’andraikitry ny oniversite raha nanontaniana fa tsy misy intsony ny olana goavana eny amin’ny anjerimanontolo amin’ny ankapobeny fa tapitra mamaha azy araka ny tokony ho izy izahay.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT