Actualités

Oniversite Mahajanga Any amin’ny Praiminisitra ny vahaolana


  • Alarobia 11 Jona 2014


 Natolotry ny FFM amin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta ny 12 mey teo ny famahana ny olan’ny oniversiten’i Mahajanga. Efa nisy ihany ny fandraisana andraikitra nataon’ny FFM tamin’ny fampihavanana ireo mpianatra sy ny mpitantana ny oniversite saingy nandamoka izany. Mbola voizin’ireo mpianatra hatrany ny fanesorana ny filohan’ny oniversite amin’ny toerany, ireo mpitantana anefa etsy an-kilany tsy manaiky io fanalana ny filoha io. Noho io indrindra dia natolotry ny FFM eny am-pelatanan’ny praiminisitra sy ny minisitry ny fampianarana ambony ny tatitry ny asa nataon’izy ireo, mirakitra vahaolana mikasika ity raharahan’ny oniversiten’i Mahajanga ity. Andrasana, araka izany, izay fanapahan-kevitra horaisin’ny fanjakana eo.  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT