Actualités

ONG Tany Harena Nitsidika ny hopitalin-jazakely tetsy Tsaralalŕna


  • Talata 12 Aogositra 2014

Nanantanteraka fitsidihana ny hopitalin-jazakely tetsy Tsaralalŕna ny ONG Tany Harena omaly. Ilay

“Miss Union Africaine” Ramatoakely Natacha De Mon Désir Razafisambatra no nitarika ny delegasiona. Nisy ny fanomezan’izy ireo kilalao hoan’ireo zaza tsaboina tao. Raha ny fanazavana nomen’ny tompon’andraikitra dia anisan’ny tafiditra ao anatin’ny fandaharanasan’izy ireo izao hetsika izao. Efa nitety faritra maro ny Ong Tany Harena  ka ity omaly ity no namaranana azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT