Actualités

OMDHL Jereo fa mijaly tanteraka ny tontolo ambanivohitra


  • Alakamisy 30 Jolay 2015

Manaitra ny sain’ny tompon’andraikitra isan-tokony izahay OMDHL na ny « Obsevatoire Malgache des droits de l’homme », hoy ny filohany Andry Rakotonirina, mba hijery akaiky ny tontolo ambanivohitra eto

 

Madagasikara fa tena tsy mandry fahalemana lalina ny  tanàna rehetra any ambany ravinkazo any. Nambarany ihany koa fa misy tompon’andraikitra manao fanaparam-pahefana, misy ireo tsy hita matetika ao amin’ny toeram-piasany. Hita ihany koa fa tena ataon’ny sasany tantely afa-drakotra  ny harena ambanin’ny tany eto amintsika. Tsy tafita amin’ny daholobe ny vaovao tokony ho azony nefa zon’ny olom-pirenena ny hanontaniana izay heviny mikasika an’ireo fampanofana ny Jirama sy ny seranam-piaramanidina Ivato ireny ohatra sns…sns…  Tena mitaky ny hivoahan’ny mangarahara mikasika izany ny vahoaka. Aminay dia tokony hatsahatra hatreo ireny “bail amphiteotique “ ireny rehefa tsy atao mangarahara ny fanaovana azy.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT