Actualités

OLOM-PIRENENA TOMPON ‘ANDRAIKITRA « ANDAO HAJAINA NY TOERANA SY ORA FANARIANA FAKO »


  • Zoma 18 Aogositra 2023

Loharanon’aretina ny loto, mety hitarika hatramin’ny fahafatesana.Marika ny tsy fanajana lalàna sy fitsipika ihany koa ny fanipazana sy fanariana fako etsy sy eroa.

Misy ny toerana natokana hanariana ny fako, ao anaty dabam-pako na amina lavaka lalina tsara. Amin’ny 5 ora hariva ka hatramin’ny 8 ora alina ny fe-potoana voatondro hanariana ny fako eny amin’ireo dabam-pako. Izany no natao dia mba hahafahan’ireo mpandroaka fakon’ny kaominina manatontosa an-tsakany sy an-davany ny asan’izy ireo amin’ny alina, mba ho tontolo madio sy milamina no iainana ny tontolo andro.
« NY TSY MANDOTO DIA EFA MANADIO »
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT