Olan’ny herinaratra

Simba ny fitaovana, mihena ny angovo…


  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023

Simba ny fitaovana, mihena ny angovo, ela vao feno ny vatoaratra, potika ny fihariana.

Santionan’ireo fahavoazana itarainan’ny mpiara-belona amin’izao fotoana izao manoloana ity olan’ny herinaratra tsy mety voavaha eto Madagasikara ity io. Tsy vitan’ny hoe tapaka maharitra ny herinaratra fa ambany ihany koa ny tanjany rehefa mandeha ka tsy mahatosika ny filàna angovo takiana ao anatin’izany. Miandry ny famahana olana entin’ireo “filoham-pirenena” vonjimaika ankehitriny, hoy ny vazivazin’ireo mpanara-baovao.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT