Actualités

Ny Rado Rafalimanana Handeha tongotra hiasa ho firaisankina amin’ny Vahoaka


  • Alarobia 12 Aogositra 2020

Hiverina hiasa i Ny Rado Rafalimanana iray volana sy herinandro taorian’ny nahazoany fahafahana vonjimaika ka nivoahany ny fonjan’Antanimora nitazomana azy telo volana nanomboka ny 2 aprily 2020.

 

 

 Hanomboka anio alarobia 12 aogositra io fiverenana miasa io. Nanapa-kevitra ny tenany fa tsy hampiasa fiara fa hanao dia an-tongotra hamonjy ny toeram-piasany any amin’ny 7km. Ho fiaraha-mientana mandritry ity fihibohana ity, sy ho firaisankina amin’ny Malagasy mpiray tanindrazana tsy misitraka fitateram-bahoaka Taxi-Be noho ny tsy fisiany, no antony araka ny filazany. « Raisintsika ho fijery miabo hatrany ny tranga rehetra koa ho lasa fanatanjahantena vita ho azy no sady miaradia amin’ny valalabemandry », hoy ny filohan’ny ONG Ny Fanahy no maha olona.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT