Ny JIRAMA sy fifandraisan-davitra efa zava-doza

Manampy trotraka koa ny tolotra amin’ny satelita


  • Zoma 04 Oktobra 2024

Ny JIRAMA sy ny fifandraisan-davitra efa manao ny ataony amin’izao fotoana izao

amin’ity resaka delestazy sy fahatapahan-drano ary fidangananan’ny vidin’ny filàna isan-karazany amin’izay lafiny fifandraisan-davitra izay ity, na resaka antso an-tariby io na fifandrohizana toy ny «connexion» sy aterineto. Miditra manampy trotraka koa ny tolotra amin’ny satelita na irony tolotrana fahitalavitra maneran-tany irony. «Canal» moa no ahafantaran’ny sarambaben’ny malagasy azy. Misy amin’ireo tomponandraikitra amin’izy ireny moa no vitan’ny mampita- fialan-tsiny fotsiny amin’ireo mpanjifa amin’ny alalan’ny filazàna fa olana avy anya m-potony no maha tapaka ny fampitàna ireo sary amin’ny satelita mandritry ny fotoana tsy voafaritra. Ao koa anefa ireo milaza fa noho ny olana amin’ny resaka toetr’andro no mahatonga izany. Vao tsy ela rahateo no nampita ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro eto amintsika fa misy andro ratsy mampanahy ao amin’ny fari-dranomasin’ny nosy ao. Asa hoe inona indray koa ny manaraka!?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT