Ny delestazy sy olan’ny rano efa mampijaly

Ny tohamboivoy koa mbola manginy hatrany


  • Talata 23 Septambra 2025

Ny delestazy sy olan’ny rano efa mampijaly, ny tohamboivoy

koa mbola manginy hatrany, raha ny hita eto Antananarivo renivohitra hatramin’izao aloha. Andro amin’ny 10 ora sasany mahery, mbola tsy laizina izany, raha ny hita omaly teny Analakely. Isan’ny fanontaniana mipetraka ny hoe olona tsy misy atao daholo, tsy miasa ve izany ireny tazana tanatin’ireo fiara rehetra ireny fa nitsangatsangana nitety an’Antananarivo fotsiny? Fanontaniana heverina fa natao hiantefa amin’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny izany, manomboka amin’ireo mpitandro filaminana eny amin’ny lalana. Mipetraka indrindra ihany koa anefa amin’ireo tomponandraikitra ambony misahana izany fifamoivoizana eto Antananarivo renivohitra izany toy ny fiadidiana ny kaominina sy ny minisitera voakasika.
J. Mirija
Ny delestazy sy olan’ny rano efa mampijaly
Ny tohamboivoy koa mbola manginy hatrany
Ny delestazy sy olan’ny rano efa mampijaly, ny tohamboivoy koa mbola manginy hatrany, raha ny hita eto Antananarivo renivohitra hatramin’izao aloha. Andro amin’ny 10 ora sasany mahery, mbola tsy laizina izany, raha ny hita omaly teny Analakely. Isan’ny fanontaniana mipetraka ny hoe olona tsy misy atao daholo, tsy miasa ve izany ireny tazana tanatin’ireo fiara rehetra ireny fa nitsangatsangana nitety an’Antananarivo fotsiny? Fanontaniana heverina fa natao hiantefa amin’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny izany, manomboka amin’ireo mpitandro filaminana eny amin’ny lalana. Mipetraka indrindra ihany koa anefa amin’ireo tomponandraikitra ambony misahana izany fifamoivoizana eto Antananarivo renivohitra izany toy ny fiadidiana ny kaominina sy ny minisitera voakasika.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Minisitra Fanirisoa Ernaivo
  • Alakamisy 30 Aprily 2026

« Nisy fizarana vola

  • Depiote Nicolas Randrianasolo
  • Alakamisy 30 Aprily 2026

« Mila mitandrina i Kolonely Michael !»

  • HORONAN-TSARY MAMOAFADY
  • Alakamisy 30 Aprily 2026

Tanora miisa 15 no nosamborina

  • KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA
  • Alakamisy 30 Aprily 2026

Ankizy 759 isa notolorana kopia mari-pahaterana

  • Firaisamonim-pirenena
  • Alarobia 29 Aprily 2026

sy Fikambanan'ny tanora

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alarobia 29 Aprily 2026

Hotokanana tsy ho ela ny

Hijery ny tohiny
FTT