Novonoin-drangahy ny vadiny

Nataony tao anaty “armoire” dia nentiny kalesa


  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023

Zava-doza tsy roa aman-tany no nataon’ny lehilahy iray tany Toamasina izay nahasahy nandatsaka

ny aim-badiny, saingy mbola nieritreritra ny hanafina izany mora foana. Novonoiny ny vadiny dia nataony anaty “armoire” satria mety misy mahita raha vao alevina ao. Nataony ambony kalesa avy eo dia lasa izy hifindra trano, hoy ny tatitra. Hitan'ny fokonolona tao Tanambao Verrerie anefa ity zava-doza saika hafenina ity omaly, ka noraisim-potsiny rangahy. Efa voasambotry ny polisin’ny FIP sy fokonolona ilay lehilahy nahavanon-doza, hoy ny vaovao azo.
Nangonin’I Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT