Actualités

Nosy Maorisy Lasibatra na tsy tena nolalovan’i Freddy aza


  • Talata 21 Febroary 2023

Tsy niditra tao amin'ny Nosy Maorisy fa ny ambinkambin’ny rivodoza Freddy no nikasika ity Nosy ity, kanefa namotika tanteraka toerana maro tao amin’io Nosikely io.

Mila mitandrina sy miomana mafy noho izany isika eto Madagasikara. Raha ny tombana miainga amin’ny antontan’isa ofisialy eo am-pelantanana, mahatratra 327 876 ny olona mety ho traboina izay avy amin’ny tokantrano 65 575 raha tombatomban’ny Sampan-draharaha misahana ny loza sy ny tandindon-doza. Ankoatra ny fanetsehana ireo « Centre opérationnel » vaovaon’ny BNGRC, nohamafisina ihany koa ny fanentanana sy fanairana ataon’ireo manam-pahefana eny ifotony. Nambara fa miomana amin’ny fanesorana mialoha ireo olona mipetraka amin’ny toerana tandindon-doza toy tondra-drano sy fihotsahana ; mamatsy ireo filàna sy manao hetsika amin’ny distrika maro tahaka an’i Mahanoro, Ikongo, Mananjary, Fianarantsoa I. Voalaza fa vonona ihany koa ny efitranon-tsekoly vonjimaika sy fitaovam-pianarana 20 000 any Vatovavy Fitovinany,…
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT