Actualités

Noho ny afo nolalaovin’Ankizy Trano 97 lasa lavenona tao Beroroha


  • Alatsinainy 07 Aogositra 2023

Vanim-potoana mampahazo vahana ny hain-trano ny volon’andro ririnina somary bebe rivotra miditra mankany amin’ny vanim-potoanan’ny hafanana tahaka izao.

Tokony hitandrina araka izany ny rehetra indrindra fa amin’ny ankizy madinika izay mbola tsy tompon’ny tenany amin’ny filalaovana afokasoka na briquet na ihany koa ireo fitaovana mandeha amin’ny herinaratra. Trano miisa 97 tafo no indray kilan'ny afo vokatr’izany tao amin’ny Fokontany Volambita Distrikan’i Beroroha ny 03 Aogositra lasa teo. Olona 582 mianaka no indray tsy manan-kialofana vokatr’izany ka anisan’ireny ny zaza amam-behivavy. Afo nolalaovin'ny zaza tao amina tokantrano iray moa no niteraka izao loza mahatsiravina izao. May avokoa ny entana rehetra tao amin’ireo trano ireo noho izany raha toraka izany koa vary amin’ny kitapo sy ny vokatra maro samihafa. Samy mialokaloka any amin’ireo olom-pantany avokoa ireo fianakaviana ireo noho izany raha misy ireo namonjy ny biraom-pokontany….
Pati Legende : Tsy misy na inona na inona intsony eto amin’ity tanana ity !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT