Actualités

Noheverin’ny dahalo ho nitondra volabe Voatafika ny fiaran’ny Jirama


  • Talata 08 Jolay 2014

Marisarisa tato ho ato na an-tanŕn-dehibe na ambanivohitra ny fandriampahalemana any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, indrindra ny resaka fanafihana mitam-piadiana sy fanakanan-dalana.....

Fiaran’ny Jirama iray izay nihazo ny lalam-pirenena fahafolo iny no notafihana andian-jiolahy nitam-basy. Noheverin’ireo dahalo fa fiara nitondra ny volan’ny mpampianatra FRAM ho an’ny Distrikan’i Betioky sy Ampanihy Andrefana ilay fiara. Diso paika ireo olon-dratsy tamin’ity indray mitoraka ity, ka niala maina. Tsy nisy naratra na aina nafoy tamin’ity fanafihana ity, raha ny vaovao voaray.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT