Nodarohan’ny zaodahiny

Raim-pianankaviana iray mila fitsaboana maika


  • Alakamisy 22 Febroary 2024

Raim-pianakaviana mila fitsaboana maika no mangataka fanampiana

amin'ny malalatanana, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Raha ny filazan'ny havany dia nodarohan'ny zaodahiny izy io. Potika ny any anaty vatany ka mamoaka fofona. Mila dokotera kanefa tsy misy vola enti-mitsabo. Fianakaviana mahantra izy ireo. Ity andry iankinana anefa miha sempotra, marary mafy, malemy tsy mahatelin-kanina. Toy izao ny momba azy, hoy hatrany ny fampahafantarana natao. Randriamanganoro Rakotoarisoa Jana no anarany. Monina ao amin'ny Lot IIF 31 V.A Fenomanana Andraisoro. Ny 034 45 275 34 no ahazoana azy ireo raha misy maniry hanolo-tanana na hijery azy mivantana, hoy hatrany ny fianakaviany izay misaotra sahady ireo mikasa hanampy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT