Actualités

Njakatiana Hanapoaka ny Coliseum Antsonjombe


  • Zoma 05 Septambra 2014

Hanapoaka ny Coliseum Antsonjombe i Njakatiana ny 01 Novambra ho avy izao, andro tsy hiasana nefa handraisan-karama

eta content="text/html; charset=utf-8" http-equiv="Content-Type" /> eta content="Word.Document" name="ProgId" /> eta content="Microsoft Word 12" name="Generator" /> eta content="Microsoft Word 12" name="Originator" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_filelist.xml" rel="File-List" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_themedata.thmx" rel="themeData" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_colorschememapping.xml" rel="colorSchemeMapping" />tyle type="text/css">

. Sivy taona taty aorian’ny niakarany an-tsehatra tao Antsonjombe vao hiverina ao indray ny lehilahy, fampisehoana izay notsindriany manokana fa tena hiavaka tokoa ary hiantsoana ny mpankafy rehetra. Ny maraina dia efa hisokatra ny vavahady, hoy ihany i Njakatiana raha  ny folakandro kosa vao hanomboka ny lanonana. Haharitra ora maromaro ny fampisehoana izay hivetsoan’i Njakatiana ireo hira rehetra nahafantarana azy hatramin’izay na ny milantolanto io na ny mihetsiketsika.  3.000 Ar no vidim-pidirana. Notsindrian’i Njakatiana moa fa tsy hanavahana saranga ireo mpankafy azy fa voakasika avokoa ny rehetra, indrindra  fa ny mpianakavy. Ny fanentanana no somary tsy hampoizina ny fitrangany, hoy ihany izy izay antenainy fa hahazoan’ny rehetra fahafaham-po tanteraka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT