Niu Raza

Hanamarika ny fiverenany an-tanàn-dehibe


  • Zoma 22 Martsa 2024

Niu Raza is back in town» na hoe miverina an-tanàn-dehibe indray i Niu Raza.

Izay moa no lohatenin’ny fampisehoana ho tontosain’i Niu Raza ao amin’ny CC Esca ny alahady 24 martsa izao manomboka amin’ny 3 ora hariva. Hanamarika ny fiverenany an-tanàn-dehibe, araka izany, ity mpanakanto ity sy ny mozikany. Eny an-toerana mahita ny tena anatiny.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT