Miaramila sandoka iray no tratra ny 14 mey teo rehefa nanaovan'ny miaramilan'ny CAPSAT vela-pandrika.
Nisandoka misandoka ho miaramila adjudant izy raha tsiahivina ary milaza ho mahatafiditra olona hiasa eo anivon'ny fiadidian'ny Repoblika sy Primatiora ary afaka manao "rengagement" ka misoloky mangataka vola amin'ireo olona te-hiditra amin'izany sampana voalaza teo izany. Efa nomena ny sazy sahaza azy moa ny lehilahy.
Pati
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.